Entry mampamangy (vangy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany [1.1]
Explanations in French Envoyer des compliments [1.3]
Examples 
1tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao. [2.366]
2Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray. [2.649]
Morphology 
Present : mampamangy
Past : nampamangy
Future : hampamangy
Imperative : mampamangia

Anagrams 

Updated on 2023/08/04