Entry | mampifanolana (tolana) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in French | Entrelacer [1.4, 1.66] | ||||||
Examples | Momba ireo kandidà mampifanolana, Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana ary Didier Ratsiraka, aoka izy haneho ny maha olom-pirenena tia tanindrazana azy ka hanaiky fa, na dia nankatoavin' ny CES aza ny filatsahany hofidiana dia nahitana zavatra tsy miady teo anatrehan' ny lalàna sy ny toky nomeny ampahibemaso.
[4.27] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2020/07/31 |