Entry mampihodina (hodina)
Part of speech active verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27]
2Arakaraka ny herin' ny fianjeran' ny rano avy amin' ny tohodrano no mampihodina mafy sy haingana ny milina. [2.445]
Morphology 
Present : mampihodina, mampihodin-, mampihodim-, mampihodi-
Past : nampihodina, nampihodin-, nampihodim-, nampihodi-
Future : hampihodina, hampihodin-, hampihodim-, hampihodi-

Updated on 2024/03/02