|
|
|
|

Teny iditra1  mampijoro
Fototeny  2 joro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manangana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 mettre en station [1.13]
6 relever [1.5]
Ohatra  7  Satria ny taolana no mampijoro ny tenan' ny olona, dia ao no itoeran' ny fahasalamana sy ny tanjaka. [1.38]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12