Entry mampisalasala (salasala)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitovy hevitra: atriatry ~ basina ariary fito ~ mahasadaika ~ mampiroaroa saina ~ manakalahy ~ manakà ~ manalasala ~ manao traingon' alika ~ tsy main-tsy lena ~ vozon' akoho tanora [1.1]
Examples « Aza mampisalasala anay hianao! [2.48]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mampisalasala
Past : nampisalasala
Future : hampisalasala
Proverbs 

Updated on 2020/07/31