Entry mampiseho (seho)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamelatra mba ho hita: Mampiseho sary amin' ny ankizy ~ Mampiseho hakevohana io tovolahy io amin' ny ataony rehetra
Mitovy hevitra: maneho [1.1]
Explanations in English To put on display [1.7]
Explanations in French Montrer, exhiber [1.8]
 Représenter, pésenter [1.13]
Examples fa saingy mba mampiseho ny taolako. [2.69]
Morphology 
Present : mampiseho
Past : nampiseho
Future : hampiseho
Imperative : mampisehoa
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20