Entry mampitolagaga (tolagaga (gaga))
Part of speech active verb
Allegation Word or locution seen in: mahagaga
Examples 
1Mpikaotany sy mpitatitra avokoa ireo fiasana ngezabe mandeha motera mampitolagaga ny tambanivohitra ka mahavaky volana azy rehetra amin' ny fahaizan' ny vazaha. [2.470]
2Tsy fantany fa vidin' io mampitolagaga azy io, misy faty maro milevina any anaty fotaka any, manaraka ny sisin' iny saha iny, na miparitaka tsy misy mpahalala any ampovoan' ny alan-jozoro any. [2.472]

Updated on 2020/07/31