Entry mampivarahontsana (varahontsana)
Part of speech active verb
Examples 
1nahatonga izy nihatra taminy hanjo azy, dia sady mahakivy no mampivarahontsana! [2.5]
2Ny vokatry ny ota dia mahatsiravina mihitsy ka mampivarahontsana tokoa [1.38]
Morphology 
Present : mampivarahontsana
Past : nampivarahontsana
Future : hampivarahontsana

Updated on 2023/01/20