Entry | 1 mampody vady |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy [1.1] 4 Mampiverina indray ny vady nisintaka [1.1] 5 Manao fanambadiana tsotra, tsy malaza [1.1] |
Explanations in English |
6 To marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing [1.2] 7 To bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband [1.2] 8 To bring one's wife back after almost separating [1.7] |
Explanations in French |
9 Rappeler son épouse qui été séparée [1.3] 10 épouser une femme sans aucune solennité extérieure [1.3] 11 Ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés [1.8] |
Elementary words | 12 mampody, vady |
Updated on 2023/04/16 |