|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mamy
Fototeny  2hamy
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely.
5Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka.
6Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7sweet. [1.2, 1.7]
8well-liked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9doux.
10chéri. [1.3, 1.8]
11suave, excellent, agréable, délicieux; à quoi on tient, on est attaché: Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~ Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~ Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~ Mamy ny miaina (On est attaché à la vie). [1.3]
12sucré. [1.8]
13doux, sucré, de hamy : saveur du miel, comparer au Malais : manis, au Dayak : anis, etc.). Pour les Bara la signification est plus étendue qu'en Imerina et peut se traduire : qu'on aime, qu'on mange volontiers.. [Bara] [1.196]
Ohatra  14 mamy ny zanaka nateraka [2.48]
15 Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  22fy, mafilotra, matsiro
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 30 amin' io teny io
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)25 mamy
Sokajin-teny  26 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27manafina. [Taisaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  28mamimaso

Teny iditra (3/3)29 mamy
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny frantsay  31Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Plante suffrutescente dont les tiges ont une saveur sucrée. [Bara] [1.196]
Voambolana  32 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  33 mamy, 34 mima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02