Entry mamy hanina an-tanana
Elementary words mamy ; hanina ; tanana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy mba mizara amin' ny hafa izay soa ananany, tsy mizara ny sakafo eo aminy fa tia tena [1.1]
Explanations in English Keeping all to one's self, as a sweet morsel in the hand; selfish. See mamy fo velona. [1.2]
Synonyms mamy fo velona
Compound words 

Updated on 2023/07/17