Entry manabodika (bodika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin' ny teny atao ka tsy fantatra mazava izay lazaina: Loza ny hafetseny nanabodika ny hevitra fanony nivoaka avy eo, tsy nisy na iray aza nahatsiaro fa voafitaka [1.1]
Morphology 
Present : manabodika
Past : nanabodika
Future : hanabodika
Imperative : manabodeha

Anagrams 

Updated on 2023/01/20