Entry manafaingana (faingana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia [1.1]
Explanations in English To hasten [1.2, 1.7]
 To hurry, to make to be quick. [1.2]
 To hurry along [1.7]
Explanations in French Hâter, accélérer [1.3, 1.8]
 Faire hâter, presser, faire aller vite [1.3]
Examples Ny raharahan' ny Solontenam-panjakana dia manaramaso ny ankizy raha misy tsy mianatra sy manafaingana ny ianorenan-tSekoly. [2.649]
Morphology 
Present : manafaingana
Past : nanafaingana
Future : hanafaingana
Imperative : manafaingàna
Proverbs 

Entry manafaingàna (faingana)
Part of speech imperative of active verb manafaingana [full list]

Updated on 2023/01/20