Entry manahaka (hahaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] [ mañahaka ] Manofa (vary, kafe, ets) [1.78]
 Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?
Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono
Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]
Explanations in English To scatter, to disperse [1.7]
Explanations in French Disperser, éparpiller [1.8]
Examples Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! [2.285]
Morphology 
Present : manahaka
Past : nanahaka
Future : hanahaka
Imperative : manahafa
Synonyms mañakake

Entry manahaka (tahaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1]
Morphology 
Present : manahaka
Past : nanahaka
Future : hanahaka
Imperative : manahafa

Anagrams 

Updated on 2023/01/20