Entry manahoana (tao, ahoana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò
Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto [1.1]

Entry manahoana (ahoana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20