Entry manakosina (kosina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka
Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny [1.1]
Morphology 
Present : manakosina
Past : nanakosina
Future : hanakosina
Imperative : manakosena

Anagrams 

Updated on 2023/01/20