Entry | manala andro | |
Elementary words | manala ; andro | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manao zavatra mba handaniana andro ka tsy hahatsiarovana ny fahelan; manao kilalao na resaka mahavery dia mba handaniana ny fotoana [1.1] | |
Explanations in English | To waste one's time, to spend one's days in play, to play. [1.2] | |
Explanations in French | Passer le temps, tuer le temps, se distraire [1.3] | |
Updated on 2023/07/30 |