Entry manambony (ambony)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena [1.1]
Explanations in English To make much of one's self or of another. [1.2]
 To make much of, to consider highly [1.7]
Explanations in French Exalter, rendre hommage à [1.8]
Examples 
1Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra? [2.296]
2Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny [2.606]
Morphology 
Present : manambony
Past : nanambony
Future : hanambony
Imperative : manambonia

Anagrams 

Updated on 2023/01/20