Entry | manampirina (ampirina) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | mampirina | ||||||
Updated on 2023/01/20 |