Entrée |
manampy
(ampy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao ¶ Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io ¶ Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to add to, to make larger or greater in size or number; to help, to assist, to give assistance to. [Richardson 1885]
|
| to add to; to help [Hallanger 1973]
|
Explications en français | ajouter, ajouter à; aider [Hallanger 1974]
|
| additionner, ajouter [SLP 1986]
|
Morphologie |
|
Citations |
|