Entry manandrankandrana (kandrankandrana (kandrana))
Part of speech active verb
Explanations in French Hasarder [1.66]
Examples Aleo manandrankandrana mamonjy olo-meloka toy izay manameloka tsy manan-tsiny (Il vaux mieux hasarder de sauver un coupable que de condamner un innocent) [Voltaire] [1.66]
Morphology 
Present : manandrankandrana, manandrankandran-, manandrankandram-, manandrankandra-
Past : nanandrankandrana, nanandrankandran-, nanandrankandram-, nanandrankandra-
Future : hanandrankandrana, hanandrankandran-, hanandrankandram-, hanandrankandra-
Synonyms mitsapa vintana

Updated on 2023/01/20