Entry manangan-jaza
Elementary words manangana ; zaza
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena [1.1]
Examples ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [2.48]
Antonyms 

Updated on 2023/05/26