Entry manan-kambo
Elementary words manana ; hambo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitandro ny haja ananana sy ny voninahitra; tsy manaiky hivarilavo na hanao izay tsy mendrika hanimba ny hajan' ny tena [1.1]
Examples Mba lehilahy tsy manankambo koa ity zanakareo. [2.643]

Updated on 2023/01/01