Entrée |
manantitrantitra
(antitrantitra (antitra))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho [1.1]
|
| mamerimberina, manamafy [1.13]
|
Explications en français | insister [1.13]
|
Morphologie |
|
Exemples |
1 | Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana.
[2.314]
|
2 | Manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana.
[1.369]
|
|
|