Entrée mananty loza (tanty, loza)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
¶ Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy
Synonymes manaton-doza
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31