Entry | manao fotoam-borizano | |
Elementary words | manao ; fotoana ; borizano | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [1.10] | |
[ manao fotoam-borozano ] Tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1] | ||
Updated on 2023/05/20 |