Entry manao haingo ambony tsikoko
Elementary words manao ; haingo ambony tsikoko
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ireo miraratra ivelany nefa voretra sy maloto any anatiny ka tonga tsy misy hasiny ny tenany sy ny hasoan' ny fitafiana anaovany [1.1]

Updated on 2023/11/20