Entry manao lalan-kitan-kisoa
Elementary words manao ; lalan-kitan-kisoa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona tsy mahalala afa-tsy ny lalana, na ny fomba efamahazatra falehany ihany fa tsy mba mitady hafa na vaovao; fahazarana tafahoatra tsy misy fisainana ka miverimberina tsy misy farany [1.1]
Explanations in French Faire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin (revenir toujours là où on a trouvé du plaisir) [1.3]

Updated on 2023/11/20