Entry manao sikim-ponitra
Elementary words manao ; sikim-ponitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy [1.1]
Synonyms misikim-ponitra

Updated on 2023/11/20