Entry manao tsatòka
Elementary words manao ; tsatoka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky; manaiky handoa antoka amin' ny vola tokony haloa izay very maina raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola [1.1]

Updated on 2023/07/17