|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manapika
Fototeny  2 pika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro
5 Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to shut or fold; to turn off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol [1.3]
8 plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc [1.8]
Ohatra  9  hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy. [2.357#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14 mamika

Teny iditra (2/2)15  manapika
Fototeny  16 pika
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  18 to remove a calf from its mother [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :
Voambolana  23  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  manapika, 24 manipaka, 25 mipanaka, 26 mpanaika, 27 mpianaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08