Entry manaram-po
Elementary words manarana ; fo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao danin' ny kibo [1.1]
Explanations in English To indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one. [1.2]
 To indulge to one's full satisfaction [1.7]
Explanations in French Suivre ses goûts, se satisfaire [1.8]
Examples 
1Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny. [1.317]
2Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy. [2.5]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11