Entry manaran-daina
Elementary words manarana ; laina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana [1.1]
Examples Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina. [2.649]

Updated on 2023/08/11