Entry manasamboaravoara (samboaravoara)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampitroatra, mampitambolimbolina
Mahatezitra, mahatonga ho romotry ny hatezerana [1.1]
Morphology 
Present : manasamboaravoara
Past : nanasamboaravoara
Future : hanasamboaravoara

Updated on 2023/01/05