Entrée manasitrika (sitrika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandentika: Manasitrika ao anaty rano
¶ Manafina: Manasitri-bola
¶ Mandevina: Amin' ny telo no hanasitrika ny razana izahay [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manasitrika
nanasitrika
hanasitrika
manasitriha
Synonymes manitrika

Mis à jour le 2020/07/31