Entry manataka (tataka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany
Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano
(fiteny somary baranahiny) Mampahantra, mambotry [1.1]
Explanations in English To slit open [1.7]
Explanations in French Fendre, déchirer; faire une ouverture [1.8]
Examples Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo! [2.508]
Morphology 
Present : manataka
Past : nanataka
Future : hanataka
Imperative : manataha

Anagrams 

Updated on 2023/01/20