Entry manatakolaka (takolaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]
Morphology 
Present : manatakolaka
Past : nanatakolaka
Future : hanatakolaka
Synonyms manakolaka

Updated on 2023/01/20