Entrée manatamberina (tamberina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mampandeha dia miverina; mampihodinkodina eo an-toerana ihany; mampivezivezy mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana
Morphologie 
manatamberina
nanatamberina
hanatamberina

Mis à jour le 2020/07/31