|
|
|
|

Teny iditra1  manatsatso
Fototeny  2 tsatso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampihena, mampahalefy tsiro; manampo-drano: Nisy nanatsatso itỳ ro itỳ
5 Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be loatra nampiasainy
6 Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08