Entry | manatsipelika (tsipelika) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Manetsiketsika miankavia miankavanana, manasavilivily, manapelipelika: Manatsipelika ny rambony ny omby mba handroahany ny latitra mipetaka aminy [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/05 |