Entry manavandra (havandra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy havandra latsaka: Manavandra ny andro [1.1]
Explanations in English Haily. [1.2]
Explanations in French Grêler [1.3]
Examples Akory ity no treotreok'orana ka tsy misy rano hanetsana akory ity no fitia be jaika tsy mitampody fa modimandry lamba be tsy nakopaka tsy navily sisina akory ity no andro fahavaratra ka tsy mandrivotra tsy manavandra akory ity no andro ririnina [2.131]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manavandra
Past : nanavandra
Future : hanavandra
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20