Entry manavasava (savasava (sava))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampihatakataka (olona na zavatra) mba handehanana, handrosoana: Tokony hanavasava ny ravina, hoy ny Ntaolo, hahitana ny fotony [1.1]
Morphology 
Present : manavasava
Past : nanavasava
Future : hanavasava

Updated on 2020/07/31