Entry manavesatra (vesatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [1.1]
Explanations in English To weigh down [1.7]
Explanations in French Mettre un fardeau sur [1.8]
Examples 
1Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo. [2.499]
2Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena. [2.472]
Morphology 
Present : manavesatra
Past : nanavesatra
Future : hanavesatra
Imperative : manavesara
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20