Entry | 1 manavina (avina) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy [1.1] |
Explanations in English | 4 to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry. [1.2] |
Examples |
5 Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao. [2.285#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 manavina, manivana |
Updated on 2023/01/20 |