Entry manavotra (avotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana
Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha
Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [1.1]
Explanations in English To redeem, to ransom [1.2, 1.7]
Explanations in French Racheter, ran├žonner; sauver [1.8]
Examples 
1Manavotra ny mpikambana koa izahay. [2.445]
2Manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana. [2.117]
Morphology 
Present : manavotra
Past : nanavotra
Future : hanavotra
Imperative : manavota
Compound words 
Proverbs 

Entry manavotra (avotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka, Tanala] manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy) [1.78]
  [Bezanozano] mamindra, manetsa [1.78]
Explanations in English To root up, to pluck up, to eradicate [1.2]
Morphology 
Present : manavotra
Past : nanavotra
Future : hanavotra
Synonyms miavotra

Updated on 2023/08/11