Entry mandaboka (daboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay
Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy [1.1]
Explanations in English To beat, to strike, to throw down, to dash [1.2]
Explanations in French Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser [1.3]
Examples Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava. [2.895]
Morphology 
Present : mandaboka
Past : nandaboka
Future : handaboka
Imperative : mandaboha
Other spellings 

Updated on 2023/01/20