Entry (1/2) | 1 mandady (lady) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilava 4 Mananika: Jereo ireto vitsika mandady amin' ity hazo itỳ 5 Mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana: Hay ve mbola mandady itỳ zaza itỳ fa mbola tsy mandeha akory? 6 Mandokadoka fatratra, mita handitra: Loza raha handady amin' ny lehibe Rakoto [1.1] |
Explanations in English | 7 to creep; to crawl; to be subservient [1.7] |
Explanations in French | 8 Ramper au physique, se traîner par terre, se glisser comme les serpents, grimper comme les fourmis: Mandady ny trambo (Le cent-pieds rampe) ~ Mandady eo anatrohan’ ny tompony io alika io (Ce chien rampe devant son maître) ~ Mbolà mandady io zaza kely io (Ce petit enfant se traîne encore par terre) ~ Mandady amin’ ny hazo ireo vitsika ireo (Ces fourmis grimpent sur les arbres) 9 figuré: ramper au moral aduler, cajoler, s’abaisser, s’humilier: Mandady amin’ ny lehibe izy (Il est rampant avec les chefs, il adule les chefs) ~ Notenenina mafy izy vao nandady (Il a fallu lui parler fort pour qu’il s'humiliât) [1.3#366]10 ramper, marcher à quatre pattes; se traîner par terre; s'abaisser [1.8] |
Examples |
11 Ary ny renin-jaza mandady avy any an-jorofirarazana. [2.857#] 12 Ny avoko ihany no mandady amin' izy ireo fa ny sasany samy mitsangana. [2.643#] |
Morphology |
|
Analogs | 17 misolelaka |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mandady |
Entry (2/2) | 22 mandady |
Part of speech | 23 noun |
Vocabulary |
24 Botany |
Explanations in French | 25 Nom donné aux patates douces : Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) lorsqu'on ne peut prononcer leur nom habituel par suite d'un interdit rituel (fady). [Betsileo] [1.196] |
Scientific name |
|
Updated on 2023/10/04 |