Entry mandalo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana) [1.1]
Vocabulary 

Entry mandalo (lalo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana
Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa
Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana [1.1]
Explanations in English To pass by [1.2]
Explanations in French Passer auprès de [1.196]
Morphology 
Present : mandalo
Past : nandalo
Future : handalo
Imperative : mandalova
Synonyms mandika ~ mandingana ~ mihelina ~ mihoatra ~ misalovana ~ miserana
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/23