Entrée mandambolambo (lambolambo (lambo))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka
¶ Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io
¶ Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to smooth, to polish; to caress
Explications en français  [Hallanger 1974] lisser, polir; caresser avec la main
Morphologie 
mandambolambo
nandambolambo
handambolambo
mandambolamboa
Citations 

Mis à jour le 2022/09/05