Entry mandamoka (lamoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [1.1]
Explanations in French Appesantir, fatiguer, dégoûter [1.3]
Examples Raha mandamoka ny tetik' ady, hoy izy, dia hataoko veloma Farafangana rahampitso maraina. [2.499]
Morphology 
Present : mandamoka
Past : nandamoka
Future : handamoka
Imperative : mandamoha

Entry mandaka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko
Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [1.1]
Explanations in English To be defective, not to come to perfection [1.2]
Morphology 
Present : mandamòka
Past : nandamòka
Future : handamòka

Entry mandamoka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Mikapoka [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/04/09